Teny iditra manaveravera (veravera)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manasariraka (ny akanjo); tsy misampina tsara (ny lamba) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaveravera
Ny lasa : nanaveravera
Ny hoavy : hanaveravera
Tovy hevitra manasaveravera

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05