Teny iditra manavia (havia)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampiasa ny tanana havia
¶ Mampanahirana, mampananosarotra, sarotra: Manavia ahy itý tohatra itý ~ Tsy manavia azy ny miteny anglisy
¶ Mahamenatra, manahirankirana: Manavia ahy io olona io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy left, on the left side; to be unable to do a thing, to perplex. [Richardson 1885]
 to be difficult or inconvenient for one [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être difficile à faire; qu'on trouve incommode [Hallanger 1974]
Endriteny 
manavia
nanavia
hanavia
Teny mifanohi-kevitra 
Teny nalaina 

2013/03/23