Teny iditra manavika (savika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misarangotra (fiteny amin' ny vahy misarangotra amin' ny hazo) [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manavika
nanavika
hanavika
manaviha

2013/03/23