Teny iditra manavitsy (vitsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampihena isa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To reduce in number [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Réduire en nombre [1.8]
Ohatra fa samy misy làlan-drazana hiany avokoa isam-bohitra, fa izany no tokony tsy hahaketraka ny mpiasa, ary mampiasa ny malaina, sy manavitsy ny mpangalatra; [0.0]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manavitsy
Ny lasa : nanavitsy
Ny hoavy : hanavitsy
Filaza mandidy : manavitsia
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20