Teny iditra manavoka (tavoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manontany an-kafetsena mba hitsapana ny hevitr' olona iray; manao don-tandroka; manatavoka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manavoka
nanavoka
hanavoka
manavoha
Teny mitovy hevitra manatavoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31