Teny iditra manavokavoka (havokavoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikapoka mafy, mikapoka mandrivorivo
Mitovy hevitra: mamangovango ~ mametsapetsaka ~ manao kapo-tandrimo ~ manao vely kary ~ manao vely kitay ~ mandabodaboka ~ mandarodaroka ~ manjezika ~ manontatonta ~ mikapoka tsy mitondra roa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to flog, to beat, to bang, to pommel. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay battre, frapper, rosser [Abinal 1888]
Endriteny 
manavokavoka
nanavokavoka
hanavokavoka
manavokavoha

2013/03/23