Teny iditra manavovona (vovona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao antontany, mampifanongoa, manavosa: Manavovona kitay ~ Nanavovona ny fanaka rehetra taoan-tokotany izy aloha vao lasa nitady fiara hitatitra azy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manavovona
Ny lasa : nanavovona
Ny hoavy : hanavovona
Tovy hevitra manasavovona

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27