Teny iditra manazangazana (hazangazana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mijery nefa tsy hita, mitily [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to look out, to spy, to seek out, to pick out. [Richardson 1885]
Endriteny 
manazangazana
nanazangazana
hanazangazana
manazangazàna

Teny iditra manazangazàna (hazangazana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manazangazana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/23