Teny iditra manazary (hazary)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamosavy, mamorika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Provincial] to bewitch [Richardson 1885]
Famaritana frantsay ensorceler [Abinal 1888, Boiteau: Végétaux]
 préparer des ody mahery [Boiteau: Végétaux]
Endriteny 
manazary
nanazary
hanazary
manazaria
Teny nalaina 

2018/12/29