Teny iditra manazatra (zatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hahatonga olona na biby ho zatra, tamana manao (zavatra): Adidinao ny manazatra ny zanakao handresy ny tahotra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to make accustomed to; to train [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay accoutumer; entraîner [Hallanger 1974]
Endriteny 
manazatra
nanazatra
hanazatra
manazara
Fitovian-keviteny mankazatra
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2012/05/07