Teny iditra manazava (zava)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manome hazavana: Manazava ny masoandro
¶ Manisy hazavana, mitsilo: Manazava ny efitrano ny jiro
¶ Mivaofy, mamelabelatra: Rakoto no nanazava ilay tononkalo manao hoe: "Vazon' ny lavitra"
¶ Mahatonga ho madio, mahitsy, matsilo: Sotroy ity fa hanazava ny feonao ~ Ny fivavahana no manazava ny sain' ny olona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to brighten, to enlighten, to illuminate [Richardson 1885]
 to illuminate, to brighten; to make clear, to explain [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay éclaircir, éclairer, expliquer [Hallanger 1974]
Endriteny 
manazava
nanazava
hanazava
manazavà
Teny mitovy hevitra mahazava
Teny nalaina 

Teny iditra manazavà (zava)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manazava [fitanisana]

2012/05/07