Teny iditra manazavozavo (zavozavo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manosotra loko na menaka ka tsy atao mifotetaka loatra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manazavozavo
nanazavozavo
hanazavozavo
manazavozavoa

2013/03/23