Teny iditra mandaboka (daboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manjera amin' ny tany, mandavo: Rivo-mahery no nandaboka ny tranonay
¶ Mikapoka, mamely: Nandaboka azy tamin' ny tehina teny an-tanany izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to beat, to strike, to throw down, to dash [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Jeter en bas, précipiter, faire tomber, battre, rosser [Abinal 1888]
Endriteny 
mandaboka
nandaboka
handaboka
mandaboha
Tsipelina hafa 

2013/09/05