Teny iditra mandadina (dadina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamatotra, manakambana: Mandadina volotsangana
¶ Mandady ka manodidina, mamaditra: Mandadina amin' ny hazo ny vahy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to twist, to wreathe, to entwine, to tie [Richardson 1885]
Endriteny 
mandadina
nandadina
handadina
mandadima

Teny iditra mandadina
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano] mihanika [Rakotosaona 1972]

2010/05/05