Teny iditra mandafy (lafy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mividy mitamba-be mba hamidy antsinjarany: Nandafy tsaramaso roanjato aho hilako tombom-barotra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandafy
nandafy
handafy
mandafasa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31