Teny iditra mandaina (daina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikapoka, mamely, manavokavoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To smite, to beat, to flog (imperative not used) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Frapper, battre (impératif: mandaina) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandaina
Ny lasa : nandaina
Ny hoavy : handaina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20