Teny iditra mandaka (daka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsipaka, mamely amin' ny tongotra: Tsy fanao ny mandaka olona
¶ Manohitra: Tsy mandaka ny hevitrao akory aho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to kick [Richardson 1885]
Famaritana frantsay donner des coups de pied, ruer: Mahery mandaka io ramole io (Ce mulet rue beaucoup) [Abinal 1888]
Endriteny 
mandaka
nandaka
handaka
mandakà
Teny nalaina 

Teny iditra mandakà (daka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandaka [fitanisana]

2012/05/07