Teny iditra mandala (lala)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mikarakara, mitandrina tsy ho simba: Olona mandala fihavanana ny Malagasy
Mitovy hevitra: mikarakara ~ mitandro ~ mitsimbina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to have in regard, to look upon with affection, to be attentive to one's needs [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   épargner, soigner [Abinal 1888]
Famaritana anglisy   to look on with affection; to be attentive to; to consider precious [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   chérir, tenir pour précieux; donner des soins attentifs à [Hallanger 1974]
Voambolana  
Endriteny  
mandala
nandala
handala
mandalà

Teny iditra mandala (lala)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Sihanaka, Taisaka, Tanosy] misaona [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] misaona (ny havana maty) [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   In the provinces it means to mourn [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   faire le deuil [Abinal 1888]
Endriteny  
mandala
nandala
handala
mandalà

Teny iditra mandalà (lala)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandala [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Abinal 1888]

2013/03/24