Teny iditra mandalatra (lalatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy soritra na tataka kely amin' ny lelanjava-maranitra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandalatra
nandalatra
handalatra
mandalara

2010/05/14