Teny iditra mandalina (lalina)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mamotopototra, mamakafaka: Tia ny mandalina izay hevitra hitany amin' ny boky izy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to deepen, to make deep; to aggravate guilt [Richardson 1885]
   to make deeper; to improve one's knowledge or skill [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   approfondir, creuser plus profondément; augmenter ses capacités, ses connaissances [Hallanger 1974]
Ohatra   raha mikaroka azy toy ny fikaroka volafotsy hianao, ka mandalina azy toy ny fihady rakitra; [Baiboly: 24:002:004/Ohabolana 2:4..]
Ny bikany  
mandalina
nandalina
handalina
mandalìna
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra mandalìna (lalina)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandalina [firaketana]

Nohavaozina tamin' ny 2014/09/26