Teny iditra mandamaka (lamaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikapa: Nandamaka bozaka teny an-tsaha izahay omaly
¶ Mandry tsy afaka na tsy mety miarina: Mandamaka ao am-pandriana ao izy fa marary
¶ Mifofotra amin' ny raharaha: Mandamaka amin' ny raharahany Rakoto ka tsy tiany ny helingelenina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to level, to make even; to lie down, as cattle unable to proceed from fatness or leanness [Richardson 1885]
Endriteny 
mandamaka
nandamaka
handamaka
mandamaha
Teny nalaina 

2010/05/14