Teny iditra mandambolambo (lambolambo (lambo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandama: Mandambolambo ny ampiantany amin' ny hazofisaka
¶ Manafosafo amin' ny tanana: Isaky ny mihetsika izao, mandambolambo ny volombavany Rangahy io
¶ Manambitamby: Fantatro ny hevitrao ianao mandambolambo ahy io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to smooth, to polish; to caress [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay lisser, polir; caresser avec la main [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandambolambo
nandambolambo
handambolambo
mandambolamboa
Teny nalaina 

2012/05/08