Teny iditra mandamoka (lamoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manavesabesatra, mampahavesatra, mahasasatra, mahatofoka: Mandamoka azy ny torimaso [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay appesantir, fatiguer, dégoûter [Abinal 1888]
Endriteny 
mandamoka
nandamoka
handamoka
mandamoha

Teny iditra mandaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Enti-milaza ny atody tsy zary zanany, tsy foy: Nisy telo nandamòka ny atody nakotriko
¶ Tsy vanona, tsy tanteraka: Nandamòka ny fikasanay hitsangantsangana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be defective, not to come to perfection [Richardson 1885]
Endriteny 
mandamòka
nandamòka
handamòka

Teny iditra mandamoka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano] mikapoka [Rakotosaona 1972]

2010/05/05