Teny iditra mandampatra (lampatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manatsotra ny tongotra ka mahakasika olona: Aza mandampatra any amin' ny zokinao ianao fa mikisaha [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandampatra
nandampatra
handampatra
mandampara

2010/05/14