Teny iditra mandanja (lanja)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mijery ny havesatry ny zavatra iray amin' ny alalan' ny mizana: Mandanja hena
¶ Mandinika, mihevitra izay mety ho vokany: Tokony handanja ny teny lazainao ianao
¶ Manombantombana, maminavina izay ho vidiny: Mahay mandanja izay ho vidin' ny omby Rakoto
¶ Mampitovy lanja: Tsy mahay mandanja ny vola miditra sy mivoaka ianao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to weigh in scales or on a weighing machine [Richardson 1885]
 to weigh; to consider, to ponder [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay peser; réfléchir, considérer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandanja
nandanja
handanja
mandanjà

Teny iditra mandanjà (lanja)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandanja [fitanisana]

2012/05/07