Teny iditra mandanjalanja
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Maridrindra ny tokony ho mety na tsy mety [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Peser le pour et le contre [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandanjalanja
Ny lasa : nandanjalanja
Ny hoavy : handanjalanja

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31