Teny iditra mandano (lano)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bara, Tambahoaka] milomano [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   to swim (Prov.) [Richardson 1885]
Endriteny  
mandano
nandano
handano
mandanosa

Teny iditra mandaño
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mamory [Rakotosaona 1972]
   [Bara] mamatsy, mamory hanina [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] mamory, mangona [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mandaño
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bara] mampiaraka, mampitraoky [Rakotosaona 1972]

2010/05/14