Teny iditra mandanona (lanona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mangorona sy mampirina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to collect, to gather. It is only used when the object, rice, clothes, etc., is joined to it [Richardson 1885]
Endriteny 
mandanona
nandanona
handanona
mandanòna

Teny iditra mandañona
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mamory, milomano [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] manangona, mamory [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mandanòna (lanona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandanona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/24