Teny iditra mandanto (lanto)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandamina, mandahatra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to set in order, to arrange [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   bien disposer, mettre en ordre [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mandanto
nandanto
handanto
mandantoa

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/07