Teny iditra mandao (lao)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamela hijanona fa lasa mandeha: Nitomany izy nandao ny havany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to forsake, to go away [Richardson 1885]
 to leave, to abandon [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay quitter, abandonner [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Ny vorompotsy tsy mandao omby [Fox: Hainteny, laharana 269]
2Tsy mandao ny tenany intsony ny fofo-pahitra hatramin' ny niasany tamin' io toerana io. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 152]
Endriteny 
mandao
nandao
handao
mandaova, mandaoza
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2012/05/07