Teny iditra | mandà rariny | |
Singan-teny | mandà ; rariny | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [ mandà ny rariny ] Manohitra ny marina [1.10] | |
Tsy mety miaiky eo anatrehan'ny rariny; mitampi-maso amin'ny marina [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Qui ne veut pas reconnaître la vérité [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |