Teny iditra mandaroka (daroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikapoka mafy, mamely, manonta [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Battre, frapper [Abinal 1888]
Endriteny 
mandaroka
nandaroka
handaroka
mandaroha

2013/09/08