Teny iditra mandatsa (latsa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maneso olona na manao teny maharary noho ny fahavoazany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to upbraid, to reproach [Richardson 1885]
 to reproach, to insult [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay injurier, insulter [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
mandatsa
nandatsa
handatsa
mandatsà
Teny nalaina 

Teny iditra mandatsà (latsa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandatsa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/24