Teny iditra | mandatsa-bato | |
Singan-teny | mandatsaka ; vato | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | (taloha) mivory ny iray tanàna ka mandalo tsirairay eo anoloan' ny olo-mahatoky dimy na fito ka manonona izay ahiahina ho mpamosavy, ka izay voateny intelo eo ny anarany dia ampinomina, ary izay no atao hoe mandatsa-bato (ankehitriny) mandray anjara amin' ny fifidianana [1.1] | |
Mandray anjara amin'ny fifidianana [1.13] | ||
Fanazavàna teny anglisy | To recount public services rendered by an individual with a view to the bestowment of some favour To choose those to whom the Tangena ordeal was to be administered [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Voter [1.13] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13 |