Teny iditra mandatsy (latsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mametraka latsy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandatsy
nandatsy
handatsy
mandatsia

Teny iditra mandatsy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] manery amin-javatra roa [Rakotosaona 1972]

2010/05/05