Teny iditra mandavaka (lavaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao lavaka: Mandovaka tany ny biby salasalany sasany hanaovany trano
¶ Mandoaka, mamely: Nandavaka ahy mafy ny anao nony vao noteneniko [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to make a hole, to scoop out [Richardson 1885]
 to dig a hole into [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay faire un trou ou une fosse [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandavaka
nandavaka
handavaka
mandavaha

2011/03/12