Teny iditra mandavantaona (lava, taona)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mandritra ny taona manontolo
Maharitra ela tsy an-kijanona [1.1]
 Tsy mitsahatra mandritra ny taona [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Qui dure toute l'année, qui sévit toute l'année, permanent [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra maharitra
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31