Teny iditra mandazo (lazo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manamaina, manamatroka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to fade; to cause to wither [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay faner, flétrir [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandazo
nandazo
handazo
mandazoa

2012/05/07