Teny iditra mandefa (lefa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampandeha ho any amy...: Mandefa iraka
¶ Mampitondra: Nandefa taratasy any amin' ny rainy izy
¶ Mitifitra, mitoraka amy...: Mandefa basy iray vava
¶ Manafaka, mamotsotra: Mandefa sambobelona
¶ Mamoaka: Mandefa teny tsy voahevitra ianao izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to set at liberty; to send, to ship [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay libérer; envoyer, expédier [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandefa
nandefa
handefa
mandefà, mandefasa
Ohatra 
1Mandefa taratasy aminareo ve izy? [Andraina: Mitaraina, takila 250]
2Ary dia mandefa basy sy tafondro botsaka amy ny andro isoratana. [Callet: Tantara, takila 76]

Teny iditra mandefà (lefa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandefa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]
Tsipelina hafa 

2012/05/08