Teny iditra mandefitra (lefitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay foretana, mamoritra: Mandefitra ny rantsam-boaloboka
¶ Miaritra, mihafy, mizaka izay mihatra: Mandefitra ny fanaratsian' ny olona
¶ Mamela, tsy maniny: Nandefitra ny hadisoana kely vitanao aho hatramin' izay, fa ity kosa tsy zakako intsony. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to endure, to suffer; to show forbearance [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay supporter, endurer; faire preuve de patience et de compréhension [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandefitra
nandefitra
handefitra
mandefera
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2012/05/08