Teny iditra mandefitra manamahitsy (lefitra, hitsy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ilazana izay miaritra tsy manohitra na dia manana ny marina aza [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31