Teny iditra |
mandefona
(lefona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manatsatoka lefona [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To spear [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sagayer [1.8]
|
Ohatra |
1 | mandefona ny foko hatramin' ny hira mahafinaritra sy ma-miko lahy!
[2.499]
|
2 | Fanaon'io zanany io hono ny mampilalao ny olona " manao kivoaivoay " ka mahafinaritra azy ny mandefona ny olona ao anaty rano!
[2.508]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandefona |
Ny lasa : |
nandefona |
Ny hoavy : |
handefona |
Filaza mandidy : |
mandefòna |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mandefòna
(lefona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandefona
|
|