Teny iditra mandefona ivoho
Singan-teny mandefona ; ivoho
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mamely tsy mifanatrika, manao teti-dratsy amin' ny olom-pantatra izay mody isakaizana [1.1]
Ohatra Olona osa kosa ny toy ireny, ka mandefona ivoho hoatra ny zanak' anabavy ratsy. [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04