Teny iditra mandeha ho azy (leha, ho, azy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mandeha irery amin'izao, tsy taritina na atosika [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui va de soi-même, facile [Abinal 1888]
 qui va de soi-même, automatique [Rajaonarimanana 1995]

2009/06/26