Teny iditra | mandeha tsy voizina | |
Singan-teny | mandeha ; tsy ; voizina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny lakana kely izay manaraka fotsiny ny rano mivalana na tsofin' ny rivotra fa tsy ilaina hovoizina akory [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |