Teny iditra mandena (lena)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy rano, manamando [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to wet, to moisten [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mouiller, humecter [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandena
nandena
handena
mandema

2012/05/08