Teny iditra mandetsy (letsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampietry: Esory any itý farafara be itý fa mety handetsy ny rihana
¶ Mampihena ny vidin' entana nataon' ny tena tamin' ny voalohany: Tsy afaka handetsy ny vidin' itý fanaka itý mihoatra an' izay aho, tompoko [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to depress, to press down [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay presser, déprimer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandetsy
nandetsy
handetsy
mandetse

2012/05/08