Teny iditra mandevilevy (levilevy (levy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mangotraka: Efa mandevilevy ny rano ka arotsahy amin' izao ny vary
¶ Miontanontana izaitsizy (na alahelo na hatezerana): Nandevilevy ny foko tamin' ny fatin' ny zokiko
¶ Mananatra na maniny olona amin' ny hadisoana nataony na ny tsy fanaovany adidy tokony honataony: Nandevilevy azy daholo ny manodidina tamin' ny nanafenany an' ilay mpangalatra
¶ Mandrahona manao teny mahery noho ny hatezerana: Nandevilevy azy mafy rainy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to threaten, to scold [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay gronder, gourmander [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandevilevy
nandevilevy
handevilevy
mandevileve

2012/05/08