Teny iditra | mandevin-jaza marary | |
Singan-teny | mandevina ; zaza ; marary | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manary toky ambony ihany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Enterrer un enfant encore malade: désespérer prématurement [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27 |