Teny iditra mandevy (levy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bezanozano, Sihanaka, Taisaka, Tambahoaka] mangotraka (rano) [Rakotosaona 1972]
   Madiva hangotraka: Rano mandevy [Rajemisa 1985]
Endriteny  
mandevy
nandevy
handevy

Teny iditra Mandevy
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Voambolana  

2010/07/17